Teny iditra mampazava (zava)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [2.4]
Ohatra Mba hampazava ny tarehin-javatra avy hatrany sy tsy hisian' ny kimaizimaizina angamba, nisy sora-baventy teo an-tolana tao anatiny : [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampazava, mampazavan', mampazavan-, mampazavam-
Ny lasa : nampazava, nampazavan', nampazavan-, nampazavam-
Ny hoavy : hampazava, hampazavan', hampazavan-, hampazavam-

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18