|
|
|
|

Teny iditra 1  mampiakatra
Fototeny  2 akatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manome baiko hiakatra: Iza no nampiakatra an' io olona io taty ambony rihana?
9 Mahatonga hiakatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to appeal a case to a higher court ; to send something to a higher instance for final decision [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 faire monter, renvoyer une affaire à une instance supérieure [1.8]
Ohatra  12  Dia hitantsika amin' izany fa ny hery mampiakatra azy dia tsy maintsy be dia be. [1.357#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19