| Teny iditra | 1 mampianatra |
| Fototeny | 2 anatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manao izay hampahay zavatra olona, manoro; mampahazo fahaizana na fahalalana na fahakingana manao zavatra: Mampianatra manao tsihy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to teach
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 enseigner
[1.8] |
| Ohatra |
11 Nefa samy miezaka mampianatra ny zanany avokoa.
[2.332#]
12 Inona ny tenim-pirenena tianao hoenti-mampianatra? [4.27#] |
| Voambolana | 13 Fianarana |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mampianatra |
| Fivaditsoratra | mampianatra, 15 manampaitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|