|
|
|
|

Teny iditra1  mampianiana
Fototeny  2  aniana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to administer an oath
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] faire prêter serment
Ohatra  6  Inona ny malalanao mihoatra noho ny malala sasany, no dia mampianiana anay toy izao ianao? [2.996#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10  ampianianam, mampianiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21