|
|
|
|

Teny iditra 1  mampidina
Fototeny  2 idina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to bring down; to pour out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 Faire descendre, verser [1.3, 1.8]
Ohatra  9  Ny tena mampidina ny vokatra koa anefa eto amin'ny voly fihinana, dia ny fifaninanana amin'ny akora fivarotra izay ifotoran'ny olona kokoa noho izy mampidi-bola. [2.606#57]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mampidina

Fivaditsoratra  mampidina, 11 mpanadimy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20