Teny iditra | 1 mampidina |
Fototeny | 2 idina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 to bring down; to pour out [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Faire descendre, verser [1.3, 1.8] |
Ohatra |
6 Ny tena mampidina ny vokatra koa anefa eto amin'ny voly fihinana, dia ny fifaninanana amin'ny akora fivarotra izay ifotoran'ny olona kokoa noho izy mampidi-bola. [2.606] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |