Teny iditra mampiditra (iditra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay Faire entrer, introduire, recruter [1.13]
Ohatra 
1Izaho mampiditra kitay sy manao lasary. [2.4]
2Io no ankasitrahan' ny olona sady mampiditra vola vetivety. [2.332]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampiditra
Ny lasa : nampiditra
Ny hoavy : hampiditra
Kamban-teny 
Lohateny Raoly sy ny rendez-vous mampidi-doza

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/22