|
|
|
|

Teny iditra 1  mampifoha
Fototeny  2 foha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  ary izy roa dia samy entiko mampifoha ny sainareo mahitsy hitadidy tsara [2.996#]
8  Nihabetsaka ny fiarakodia nandalo ary nihamaro olona ny zaridaina, ka izay no nampifoha ahy. [#73#2.4]
9  ny tenin' ny Bara hoe mamadika dia mitovy amin'ny hoe mampifoha ny mihohoka [1.353#]

Fivaditsoratra  mampifoha, 10 mampihafo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20