|
|
|
|

Teny iditra 1  mampihatra
Fototeny  2 hatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to apply a law, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 appliquer une loi, etc [1.8]
Ohatra  9  Anjarany koa ny mampihatra azy ireny. [4.27#]
10  Raha ny marina, tsy manana ny herim-po enti-mampihatra ny lalàna aho. [1.369#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20