Teny iditra mampihindrahindra (hindrahindra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra matselatselaka toa feon-dangoraony ka zarý mampihindrahindra na dia ireo fihetseham-po malefaka tokony hilanto aza [2.285]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampihindrahindra, mampihindrahindran', mampihindrahindran-, mampihindrahindram-
Ny lasa : nampihindrahindra, nampihindrahindran', nampihindrahindran-, nampihindrahindram-
Ny hoavy : hampihindrahindra, hampihindrahindran', hampihindrahindran-, hampihindrahindram-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20