|
|
|
|

Teny iditra 1  mampihohoka
Fototeny  2 hohoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to place with the face or the opening down [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 mettre avec l'ouverture en bas, la bouche en-dessous [1.8]
Ohatra  9  Indro, Jehovah mahafoana ny tany ka mahalao azy ary mampihohoka azy ka manely izay mponina ao aminy. [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20