Teny iditra | 1 mampijaly |
Fototeny | 2 jaly |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 to cause to suffer, to afflict; to make someone wait a long time [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 faire souffrir; faire attendre longtemps [1.8] |
Ohatra |
6 Ianao koa mba mampijaly ahy. [2.5#] 7 Tena ady ngeza mampijaly, mampahory. [2.928#] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mampijaly io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |