|
|
|
|

Teny iditra 1  mampiketrona
Fototeny  2 ketrona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mahatonga fivalombalonana amin' ny tarehy: Ny hahiazana koa mampiketrona ny tarehy fa tsy ny fahanterana ihany akory [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20