|
|
|
|

Teny iditra 1  mampikezaka
Fototeny  2 kezaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  7  Biby fetsy izy sady mahay manabe na manakely ny vatany, ka nony mifanena aminy ny menarana, izay biby mandady toa azy, dia mitsotra izy sady mampikezaka ny vatany. [2.69#199]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20