|
|
|
|

Teny iditra 1  mampikombona
Fototeny  2 kombona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Izaho hampiteraka, nefa hampikombona indray va? [2.996]
8  Mba hampikombona ny molotr' ise tsy haneso ahy intsony, dia averiko indray fa nisy hasambarana tsy roa aman-tany voatsapako tamin' ny fiarahako tamin-jazavavy iray fony izaho mbola zaza. [2.5#47]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20