|
|
|
|

Teny iditra1  mampinono
Fototeny  2  nono
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4  to suckle a child [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  donner le sein à un enfant [1.8]
Ohatra  6  tapitrisa taona dia niely eran' ny vazan-tany ireo biby ireo, ary niseho kosa ny biby mampinono. [2.285#]
7  Sahy mampinono eny imasom-bahoaka ny vehivavy Malagasy, nefa fony tovovavy, lamba tsy maharakotra ny [2.5#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny mampinono io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20