|
|
|
|

Teny iditra 1  mampiridiridy
Fototeny  2 ridiridy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Miakara ise!... hoy Lambo nampiridiridy ny masokeliny, fa moa tsy mana-tongotra efatra toy ny vahoaka rehetra ihany koa ise?... [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20