| Teny iditra | 1 mampiriotra |
| Fototeny | 2 riotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 mampihazakazaka
8 manainga, mampisavorovoro [2.313] |
| Ohatra |
9 mampiriotra ny mpitaingin-tsoavaliny;
[2.996]
10 ry rivotra, sarotim-panina ka manai-bovoka mandry, mampiriotra fako mifitsaka. [1.298] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|