Teny iditra | 1 mampiseho |
Fototeny | 2 seho |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamelatra mba ho hita: Mampiseho sary amin' ny ankizy ~ Mampiseho hakevohana io tovolahy io amin' ny ataony rehetra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to put on display [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 montrer, exhiber [1.8] 7 représenter, pésenter [1.13] |
Ohatra |
8 fa saingy mba mampiseho ny taolako. [2.69#] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 13 maneho |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny mampiseho io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |