|
|
|
|

Teny iditra 1  mampisinda
Fototeny  2 sinda
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Indrisy anefa fa tsy ahafahana mampisinda ny fiahiahiana ny fomba anomanana ny fifidianana. [4.27]
8  "Nosokafako hanoina sy hiantso azy ny molotro, saingy asa na nahaloa-peo aho na tsia, fa nisarika ahy moramora ny torimason-tazo feno nofy ratsy, hampisinda - indrisy! [2.5#53]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20