|
|
|
|

Teny iditra 1  mampitia
Fototeny  2 tia
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Tantaraina ny angano, hoy ny mpanoratra, fa sady vakoka io no kolontsaina, sady fanabeazana mampitia vaky-boky izay tsy ferana ho bokin' angano fotsiny tsy akory. [2.528#3]
8  Ny fahasoavana, Andriamanitra no mibeda anao dia mampitia anao ny hafa ka tonga hatramin' ny fiheveranao azy ho ambony noho ianao, tsara kokoa, manan-tsaina kokoa noho ianao. [1.369]

Fivaditsoratra  mampitia, 9 miampita

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20