|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mampitony
Fototeny  2 tony
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 manalefaka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8 amortir [1.13]
Voambolana  9  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Teny iditra (2/2) 10  mampitony
Fototeny  11 tony
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  16 mampihena ny vaikan'ny hery iray [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  17 to calm, to quiet, to pacify [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 calmer, apaiser [1.8, 1.13]
Ohatra  19  Fahendrena lehibe nentin-drazana koa io: mampisokatra ny fon'ny mpihaino avy hatrany, na mampitony ny fony saika nitroatra. [2.298#]
Voambolana  20  Filôzôfia

Fivaditsoratra  mampitony, 21 manimpito, 22 mpitomany

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20