|
|
|
|

Teny iditra 1  mampitsahatra
Fototeny  2 tsahatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Ranonoram-baratra tsy ahitana ny asa atao mihitsy angaha no mba nampitsahatra. [2.472#172]
8  saika hovalahy nana-menakely ka Andrianampoinimerina vao nampitsahatra azy. [2.48#898]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20