Teny iditra | mampitsaika | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mampitoe-jaza, mampiray ny tsirilahy sy ny tsirivavy [1.13] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Féconder [1.13] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | mampitsaika, mitampisaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |