|
|
|
|

Teny iditra 1  mampivarahontsana
Fototeny  2 varahontsana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  nahatonga izy nihatra taminy hanjo azy, dia sady mahakivy no mampivarahontsana! [2.5#28]
8  Ny vokatry ny ota dia mahatsiravina mihitsy ka mampivarahontsana tokoa [1.38#376]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20