Teny iditra | mampivonto (vonto) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny frantsay | [Vezo] Gonfler [1.68] | |
Ohatra | Toy ny saonjom-bazimba ny tsinhy : hadina manapaka angady, tataovina mahasola loha, andrahoaina mamaky takoboka, hanina mampivonto tenda, koa ialako tsinhy, ary avelako ho an' izay manetra azy, manhota sy manao ny tsa rariny.
[2.285] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |