Teny iditra mampody aina (ody, aina)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manome hery sy tanjaka nananana teo aloha [1.1]
Tovy hevitra mampody nofo ~ mampody tanjaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31