Teny iditra | 1 mampoelana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] mielanelana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] [pour mampielana] pondre à certains jours d’intervalle, se dit surtout de la poule qui pond un jour entre autre ou tous les trois jours 5 [1.13] alterner |
Fototeny | 6 elana |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 11 ampamelona, ampoelanam, mampoelana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |