Teny iditra |
manabanty
(banty)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny anglisy | To bring play to a close [1.7]
|
|
Teny iditra |
manabanty
(banty)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manaratsy, manamavo, maneso, manafoka [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Dénigrer; médire [1.8]
|
Ohatra | Heloka bevava tamin' ny lalàna malagasy ny manabanty razan' olona na misaha razana.
[2.285]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manabanty |
Ny lasa : |
nanabanty |
Ny hoavy : |
hanabanty |
Filaza mandidy : |
manabantia |
|
|