Teny iditra | 1 manabe |
Fototeny | 2 be |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitaiza, mamelona, manao izay hahalehibe ara-tsaina sy ara-panahy: Manantena aho fa tsy ho nanabe zana-baratra akory aho nanabe anareo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to augment, to increase, to make large, to make many, to make great [1.2] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 12 ambane, ambena, anambe, embana, embaña, manabe, mañeba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |