| Teny iditra | 1 manaboabo |
| Fototeny | 2 aboabo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 manavoavo, manaingainga, manambonimbony: tsy mety ny manaboabo olona mpamita-bahoaka tahaka ireny
9 midera fatraira, manome voninahitra lehibe, mankalaza izaitsizy: nanaboabo ny filoham-pirenena ny vahoaka 10 manondrotra, mampakatra, manovona: amin' ny taona ambony izahay no hanaboabo ny tranonay [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 To elevate, to raise higher, to honour, to exalt.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 Vanter, exalter
[1.3#1] |
| Fivaditsoratra | 13 boamboana, manaboabo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|