|
|
|
|

Teny iditra 1  manabohaka
Fototeny  2 bohaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manabontsina ho ngeza, manasavovona be [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Dilater, carder [1.3#84]

Fivaditsoratra  10 mahabonaka, 11 mahakobana, manabohaka, 12 manakobaha

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20