|
|
|
|

Teny iditra 1  manabonoka
Fototeny  2 bonoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manarona sy mandrakotra manodidina tanteraka: Nanabonoka ny zanany manavy Ravao [1.1]

Fivaditsoratra  manabonoka, 8 manakobona, manakobòna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19