| Teny iditra | 1 manaboroaka |
| Fototeny | 2 boroaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mandoaka mba hivoaka hatrany ambadika
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to pierce
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 percer de part en part
[1.8] |
| Ohatra |
10 Indro fa ny itokianao hitehenana dia ilay volotara folaka, i Ejipta, izay manindrona sy manaboroaka ny tanan' izay rehetra mitehina aminy;
[2.996#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|