Teny iditra manadaboboka (daboboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manjera, mamarina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Jeter en bas, faire tomber en bas, précipiter [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manadaboboka
Ny lasa : nanadaboboka
Ny hoavy : hanadaboboka
Filaza mandidy : manadaboboha
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20