|
|
|
|

Teny iditra 1  manadanadana
Fototeny  2 danadana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mamoha tanteraka, manokatra manontolo: Iza no nanadanadana ny varavarana toy izao? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 Ouvrir, laisser ouvert [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20