|
|
|
|

Teny iditra1  manadary
Fototeny  2  adary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  mitezitra, mihetsika, misafoaka [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  5  To be in an uproar, to be turbulent, to be restless. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9  manadary, ramadany

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20