|
|
|
|

Teny iditra 1  manadihady
Fototeny  2 hadihady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamakafaka fatratra hahitana izay fotony: Izahay no nanadihady ilay raharaha - [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to investigate [1.2]
10 to examine in detail, to look into [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 S’informer en détail [1.3#202, 1.8]
12 examiner, approfondir, scruter [1.3#202]
13 examiner en détail [1.8]
Ohatra  14  manadihady ny fizotry ny fitarainany izy ireo. [2.445#]
15  Marina ve fa mampiseho fa adala tokoa raha manadihady ny zavatra mihoatra ny sain' ny tena? [2.314#]
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21