|
|
|
|

Teny iditra 1  manadonto
Fototeny  2 donto
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahatonga harenina: Nanadonto azy ilay fahapotrahany
9 Manadombo: Nidofitra tamin' ny vato no nanadonto itỳ angady ity
10 Mahatonga tsy haranitra: Ny kapoka izaitsizy nafitsokao azy taloha no nanadonto ny sainy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20