Teny iditra | 1 manafaka |
Fototeny | 2 afaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 to release, to set free or redeem, to disengage, to exempt, to exonerate, to clear from obstructions, to unlock, to pay (debts). [1.2] 5 to set free [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 délivrer, affranchir, exempter, absoudre: Nanafaka azy tao an-tranomaizina izy (Il 'a délivré de prison) ~ Nanafaka ny andevo ny fanjakana (Le gouvernement a affranchi les esclaves) ~ Nanafaka azy tamy ny asany mandritra ny tapa-bolana izy (Il l'a exempté de son travail pendant quinze jours) ~ Nanafaka azy tamy ny helony ny mpitsara (Le juge l'a absous de sa faute) [1.3] 7 libérer [1.8] |
Ohatra |
8 Manamaivana sy manafaka ahy izao. [2.4] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 13 fakamana, famakana, manafaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |