Teny iditra | 1 manafana |
Fototeny | 2 afana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamafy rano masina mba hanala loto na hanalavitra loza |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to sprinkle the water in the ceremonies of the afana; to perform the ceremony of purification for another. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] Asperger, purifier, exorciser |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 amafanan, anafanam, famanana, fanamana, manafana, namafana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |