Teny iditra |
manafika
(tafika)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manatona mamely, mibosesika maka: Nanafika tany Ejipta i Napoléon [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To invade or attack with a military force [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Faire la guerre, envahir un pays [1.8]
|
Ohatra |
1 | Dia aiza izay hery hoenti-manafika?
[2.528]
|
2 | Raha alina tsy azo lalovana, nefa misy tovolahy minaikanaika mankao manafika ny amboadia.
[1.437]
|
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manafika |
Ny lasa : |
nanafika |
Ny hoavy : |
hanafika |
Filaza mandidy : |
manafiha |
|
|