|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manafo
Fototeny  2  tafo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mametraka na manisy tafo: Iza no nanafo ny tranonareo? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to roof [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  mettre le toit [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  manafo
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  zatovo [Tambahoaka, Bezanozano] [1.78]
14  Zatovo [Taimoro] [1.1]

Fivaditsoratra  15  anofam, famaño, famona, fanamo, fañamo, fanoam, foanam, mafona, manafo, manofa, manofà, naofam

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20