| Teny iditra | 1 manafongotra |
| Fototeny | 2 fongotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mandany, manafongana: Ny loka sy ny jilalaovana no namongotra ny fananan' io tovolahy io
9 Mandripaka, mandringana: Namongotra ny vahoaka teny ambanivohitra ny pesta 10 Mandrava hatramin' ny fotony, manafongana: Ny rivodoza no namongotra itỳ trano itỳ [1.1] |
| Tovy hevitra | 11 mamongotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|