|
|
|
|

Teny iditra 1  manafy
Fototeny  2 tafy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manome akanjo: Manafy mahantra maro izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to clothe, to dress. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 vêtir quelqu'un [1.8]
Ohatra  11  Mbola Ingahy koa no manafy lamba azy. [2.643#]
12  Mety handrovitra ny lamba manafy ny fianakaviana koa isika amin' izany. [1.369#]

Fivaditsoratra  13 famany, 14 fañamy, fanamy, 15 fanima, 16 finama, 17 mafina, manafy, 18 manifa, 19 mifanà, mifana, mifana~, mifaña

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19