Teny iditra managareboka (gareboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitelina mandrebodreboka, mandrapadrapaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : managareboka
Ny lasa : nanagareboka
Ny hoavy : hanagareboka
Filaza mandidy : managareboha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05