|
|
|
|

Teny iditra 1  managorobaka
Fototeny  2 gorobaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandoaka tanteraka an-daniny sy an-daniny avy: Nanagorobaka ny rindrina ireo jiolahy
9 Enti-milaza zavatra mandoaka zavatra hafa iray ka tafavoaka maninteraka ity faharoa: Nanagorobaka ilay hazo fisaka ny bala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to pierce through [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 percer de part en part [1.3#200, 1.8]
12 pénétrer de part en part, faire aboutir [1.3#200]
Ohatra  13  Nanagorobaka ny hazo fisaka ny bala (La balle a percé la planche de part en part) [1.3#200]
14  Moa ho azo atao va ny misambotra azy manatrika, ao amin' ny harato, ary ny managorobaka ny orony? [2.996#]
Tsipelina hafa  15 mangorobaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20