|
|
|
|

Teny iditra1  mañahalaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  manisy fotaka eo ambony tahalaka hampisy endrika azy: Tsy miasa tsy mañahalaka: mipetra-potsiny, tsy manao na inona na inona [Betsileo] [1.78]

Fivaditsoratra  4  mahalakana, mahalanaka, mañahalaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31