|
|
|
|

Teny iditra 1  manaingina
Fototeny  2 taingina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mametraka eo ambony: Manaingina entana eo ambony lalimoara izy
9 Manone amboniny (amin' ny fanongonam-barotra) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to place upon or astride something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 mettre à califourchon sur quelque chose, poser dessus [1.8]
Ohatra  12  Eny, mamehy entana sady mavesatra no sarotra entina izy ka manaingina izany eo amin' ny soroky ny olona [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20