|
|
|
|

Teny iditra 1  manaintaina
Fototeny  2 taintaina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Marary mafy toa misy manombotrombotra: Manaintaina izaitsizy ilay vay lahy kely ato amin' ny vozoko ato [1.1]
8 maharary mafy toa misy manombotrombotra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  9 to throb and burn (of a wound or sore) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 produire des élancements douloureux, comme un clou, un abcès [1.3]
11 faire très mal, être douloureux; produire des élancements douloureux comme une blessure [1.8]
12 douloureux [1.13]
Ohatra  13  fa kely azom-pahoriana aho, ka any an-doha no manaintaina. [2.69#]
14  Misy nifiko iray manaintaina koa izany, angamba hanin' ny olitra izy izany. [2.4#]
Voambolana  15  Fahasalamana
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21